1 Korintiana 8:8 MG1865

8 Fa ny hanina tsy hampaninona antsika amin'Andriamanitra; fa na dia tsy homana aza isika, dia tsy matiantoka, ary na dia homana kosa aza isika, dia tsy mahazo tombony.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 8

Jereo 1 Korintiana 8:8 amin'ny teny manodidina.