1 Korintiana 8:7 MG1865

7 Kanefa tsy ary manana izany fahalalana izany avokoa ny olona rehetra; fa ny sasany, satria zatra amin'ny sampy mandraka ankehitriny izao, dia homana ny hena ka mahatsiaro azy ho zavatra naterina tamin'ny sampy; ka dia voaloto ny fieritreretany, satria malemy.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 8

Jereo 1 Korintiana 8:7 amin'ny teny manodidina.