1 Korintiana 9:5 MG1865

5 Moa tsy mahazo mitondra vady izay isan'ny mino va izahay, tahaka ny Apostoly sasany koa sy ny rahalahin'ny Tompo ary Kefasy?

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 9

Jereo 1 Korintiana 9:5 amin'ny teny manodidina.