1 Petera 2:5 MG1865

5 ka dia atsangana koa ianareo tahaka ny vato velona ho trano fanahy, ho fisoronana masina, hanatitra fanati-panahy sitrak'Andriamanitra amin'ny alalan'i Jesosy Kristy.

Vakio ny toko manontolo 1 Petera 2

Jereo 1 Petera 2:5 amin'ny teny manodidina.