1 Petera 2:6 MG1865

6 Fa misy teny ao amin'ny Soratra Masina manao hoe: "Indro, mametraka fehizoro ao Ziona Aho, dia vato voafidy sady tsara; Ary izay mino Azy tsy ho menatra" (Isa. 28.16).

Vakio ny toko manontolo 1 Petera 2

Jereo 1 Petera 2:6 amin'ny teny manodidina.