1 Petera 3:20 MG1865

20 dia izay tsy nanaiky fahiny, fony niandry ny fahari-pon'Andriamanitra tamin'ny andron'i Noa, raha mbola namboarina ny sambo-fiara, izay nidiran'ny olona vitsy, dia izy valo mianaka, ka dia namonjena azy ny rano,

Vakio ny toko manontolo 1 Petera 3

Jereo 1 Petera 3:20 amin'ny teny manodidina.