1 Petera 3:21 MG1865

21 izay mamonjy anareo koa ankehitriny, dia ny batisa, izay tenan'io tandindona io,- tsy ny fanesorana ny fahalotoan'ny nofo anefa, fa ny fitadiavana ny fieritreretana tsara eo anatrehan'Andriamanitra, amin'ny nitsanganan'i Jesosy Kristy tamin'ny maty.

Vakio ny toko manontolo 1 Petera 3

Jereo 1 Petera 3:21 amin'ny teny manodidina.