6 dia tahaka an'i Saraha, izay nanaiky an'i Abrahama ka nanao azy hoe "tompoko"; dia zanany ianareo, raha mba manao soa ka tsy matahotra izay fampitahorana na inona na inona.
Vakio ny toko manontolo 1 Petera 3
Jereo 1 Petera 3:6 amin'ny teny manodidina.