1 Petera 3:7 MG1865

7 Ary toy izany koa, ianareo lehilahy, miaraha mitoetra aminy araka ny marina, manaja ny vavy, tahaka ny mety hatao amin'ny fanaka malemilemy kokoa sady mpiara-mandova ny fahasoavan'ny fiainana,- mba tsy ho voasakana ny fivavahanareo.

Vakio ny toko manontolo 1 Petera 3

Jereo 1 Petera 3:7 amin'ny teny manodidina.