12 Misaotra an'i Kristy Jesosy Tompontsika aho, Izay nampahery ahy, fa nataony mahatoky aho ka notendreny ho amin'ny fanompoana,
Vakio ny toko manontolo 1 Timoty 1
Jereo 1 Timoty 1:12 amin'ny teny manodidina.