1 Timoty 1:13 MG1865

13 dia izaho, izay mpiteny ratsy fahiny sady mpanenjika sy mpampahory; kanefa nahazo famindram-po aho, satria tamin'ny tsi-fahalalana no nanaovako izany noho ny tsi-finoana.

Vakio ny toko manontolo 1 Timoty 1

Jereo 1 Timoty 1:13 amin'ny teny manodidina.