1 Timoty 6:12 MG1865

12 Miadia ny ady tsaran'ny finoana, hazòny ny fiainana mandrakizay; fa ho amin'izany no niantsoana anao koa sy nanaovanao ilay fanekena tsara teo imason'ny vavolombelona maro.

Vakio ny toko manontolo 1 Timoty 6

Jereo 1 Timoty 6:12 amin'ny teny manodidina.