1 Timoty 6:13 MG1865

13 Izaho mananatra anao eo anatrehan'Andriamanitra, Izay mamelona ny zavatra rehetra, ary eo anatrehan'i Kristy Jesosy, Izay nanao ilay fanekena tsara teo anatrehan'i Pontio Pilato,

Vakio ny toko manontolo 1 Timoty 6

Jereo 1 Timoty 6:13 amin'ny teny manodidina.