1 Timoty 6:16 MG1865

16 Izy ihany no manana ny tsi-fahafatesana, mitoetra eo amin'ny mazava tsy azo hatonina, Izay tsy hitan'olona sady tsy hainy jerena; ho Azy anie ny voninahitra sy ny fanjakana mandrakizay. Amena.

Vakio ny toko manontolo 1 Timoty 6

Jereo 1 Timoty 6:16 amin'ny teny manodidina.