2 Korintiana 12:10 MG1865

10 Koa dia finaritra aho amin'ny fahalemena, amin'ny fampahoriana, amin'ny fahaterena, amin'ny fanenjehana, amin'ny fahantrana, noho ny amin'i Kristy; fa ny fahalemeko no fahatanjahako.

Vakio ny toko manontolo 2 Korintiana 12

Jereo 2 Korintiana 12:10 amin'ny teny manodidina.