2 Korintiana 12:11 MG1865

11 Efa tonga adala aho; ianareo no nahatery ahy; fa tokony hoderainareo aho, satria tsy latsaka noho ireo Apostoly ambony indrindra ireo, na dia tsinontsinona aza aho.

Vakio ny toko manontolo 2 Korintiana 12

Jereo 2 Korintiana 12:11 amin'ny teny manodidina.