2 Korintiana 12:18 MG1865

18 Nangataka an'i Titosy aho, sady nirahiko nomba azy ilay rahalahy. Moa Titosy va nanao anareo ho vola aman-karena? Tsy fanahy iray ihany va no nandehananay? Tsy iray ihany va no dianay?

Vakio ny toko manontolo 2 Korintiana 12

Jereo 2 Korintiana 12:18 amin'ny teny manodidina.