2 Korintiana 12:19 MG1865

19 Efa ela izay no nanaovanareo anay ho miala tsiny aminareo. Eo anatrehan'Andriamanitra no itenenanay ao amin'i Kristy; fa ny zavatra rehetra, ry malala, dia ho fampandrosoana anareo.

Vakio ny toko manontolo 2 Korintiana 12

Jereo 2 Korintiana 12:19 amin'ny teny manodidina.