2 Korintiana 12:7 MG1865

7 Ary fandrao hirehareha noho ny habetsaky ny fanambarana aho, dia nasiana tsilo tamin'ny nofo, dia irak'i Satana hamely ahy, fandrao hirehareha aho.

Vakio ny toko manontolo 2 Korintiana 12

Jereo 2 Korintiana 12:7 amin'ny teny manodidina.