6 Fa na dia te-hirehareha aza aho, dia tsy ho adala, fa hilaza ny marina; nefa tsy manao izany aho, fandrao misy olona mihevitra ahy ho mihoatra noho izay ahitany ahy na izay andrenesany ny teniko.
Vakio ny toko manontolo 2 Korintiana 12
Jereo 2 Korintiana 12:6 amin'ny teny manodidina.