2 Korintiana 8:16 MG1865

16 Fa isaorana anie Andriamanitra, Izay manome fahazotoana ho ao am-pon'i Titosy ho anareo mitovy amin'ny ahy.

Vakio ny toko manontolo 2 Korintiana 8

Jereo 2 Korintiana 8:16 amin'ny teny manodidina.