2 Korintiana 8:17 MG1865

17 Fa nanaiky ny fangatahanay ihany izy, nefa nazoto rahateo, ka sitrapony ihany no nandehanany nankany aminareo.

Vakio ny toko manontolo 2 Korintiana 8

Jereo 2 Korintiana 8:17 amin'ny teny manodidina.