2 Petera 3:10 MG1865

10 Fa ho avy tahaka ny mpangalatra ny andron'ny Tompo, ary amin'izany ny lanitra dia ho lasa amin'ny firimorimoana mafy, ary ho levon'ny afo ny tenan'ny zavatra rehetra, ka hodorana avokoa ny tany sy ny asa izay eo aminy.

Vakio ny toko manontolo 2 Petera 3

Jereo 2 Petera 3:10 amin'ny teny manodidina.