2 Petera 3:9 MG1865

9 Ny Tompo tsy mahela ny teny fikasany, araka izay ataon'ny sasany ho fahelany; fa mahari-po aminareo Izy, ka tsy tiany hisy ho very, fa mba ho tonga amin'ny fibebahana izy rehetra,

Vakio ny toko manontolo 2 Petera 3

Jereo 2 Petera 3:9 amin'ny teny manodidina.