2 Petera 3:8 MG1865

8 Nefa, ry malala, izao zavatra iray loha izao no aoka tsy hohadinoinareo: ny indray andro amin'ny Tompo dia toy ny arivo taona, ary ny arivo taona toy ny indray andro.

Vakio ny toko manontolo 2 Petera 3

Jereo 2 Petera 3:8 amin'ny teny manodidina.