2 Petera 3:14 MG1865

14 Koa amin'izany, ry malala, satria manantena izany zavatra izany ianareo, efa mazotoa mba ho hita tsy manan-tsiny amam-pondro eo anatrehan'ny Tompo amin'ny fihavanana.

Vakio ny toko manontolo 2 Petera 3

Jereo 2 Petera 3:14 amin'ny teny manodidina.