2 Petera 3:15 MG1865

15 Ary ny fahari-pon'ny Tompontsika dia ekeo ho famonjena, tahaka ny voasoratr'i Paoly, rahalahy malalantsika, taminareo koa araka ny fahendrena nomena azy,

Vakio ny toko manontolo 2 Petera 3

Jereo 2 Petera 3:15 amin'ny teny manodidina.