2 Petera 3:17 MG1865

17 Koa, satria fantatrareo rahateo izany, ry malala, dia tandremo fandrao ho voataonan'ny fahadisoan'ny ratsy fanahy ianareo ka ho lavo hiala amin'izay iorenanareo;

Vakio ny toko manontolo 2 Petera 3

Jereo 2 Petera 3:17 amin'ny teny manodidina.