2 Petera 3:18 MG1865

18 fa mitomboa amin'ny fahasoavana sy ny fahalalana an'i Jesosy Kristy, Tompontsika sy Mpamonjy. Ho Azy anie ny voninahitra ankehitriny sy mandrakizay. Amena.

Vakio ny toko manontolo 2 Petera 3

Jereo 2 Petera 3:18 amin'ny teny manodidina.