2 Tesaloniana 1:3 MG1865

3 Tsy maintsy misaotra an'Andriamanitra mandrakariva izahay noho ny aminareo. ry rahalahy, fa mahamendrika isany, satria mitombo fatratra ny finoanareo, ary be ny fifankatiavanareo rehetra,

Vakio ny toko manontolo 2 Tesaloniana 1

Jereo 2 Tesaloniana 1:3 amin'ny teny manodidina.