2 Tesaloniana 1:4 MG1865

4 ka reharehan'ny tenanay ianareo eny amin'ny fiangonan'Andriamanitra noho ny faharetanareo sy ny finoanareo amin'ny fanenjehana rehetra izay manjo anareo sy ny fahoriana izay iaretanareo-

Vakio ny toko manontolo 2 Tesaloniana 1

Jereo 2 Tesaloniana 1:4 amin'ny teny manodidina.