2 Tesaloniana 2:8 MG1865

8 Ary dia haseho ilay tena mpandika lalàna, izay holevonin'i Jesosy Tompo amin'ny fofonain'ny vavany ary hofoanany amin'ny fisehoan'ny fihaviany;

Vakio ny toko manontolo 2 Tesaloniana 2

Jereo 2 Tesaloniana 2:8 amin'ny teny manodidina.