2 Tesaloniana 2:9 MG1865

9 ny fihavin'ilehiny dia araka ny fiàsan'i Satana amin'ny hery sy ny famantarana sy ny fahagagana mandainga rehetra

Vakio ny toko manontolo 2 Tesaloniana 2

Jereo 2 Tesaloniana 2:9 amin'ny teny manodidina.