2 Timoty 1:10 MG1865

10 fa naharihary ankehitriny tamin'ny nisehoan'i Kristy Jesosy, Mpamonjy antsika, Izay nahafoana ny herin'ny fahafatesana, ka ny filazantsara no nampisehoany mazava ny fiainana sy ny tsi-fahalòvana mandrakizay;

Vakio ny toko manontolo 2 Timoty 1

Jereo 2 Timoty 1:10 amin'ny teny manodidina.