2 Timoty 1:9 MG1865

9 Izay namonjy antsika sy niantso antsika tamin'ny fiantsoana masina, tsy araka ny asantsika, fa araka ny fikasany sy ny fahasoavany izay nomena antsika tao amin'i Kristy Jesosy hatry ny fony fahagola;

Vakio ny toko manontolo 2 Timoty 1

Jereo 2 Timoty 1:9 amin'ny teny manodidina.