10 Raha misy mamabo, dia mba hobaboina kosa izy; ary raha misy mamono amin'ny sabatra, dia tsy maintsy hovonoina amin'ny sabatra kosa izy. Indro ny faharetana sy ny finoan'ny olona masina.
Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 13
Jereo Apokalypsy 13:10 amin'ny teny manodidina.