11 Ary hitako fa, indro, nisy bibi-dia iray koa niakatra avy tamin'ny tany; ary nanan-tandroka roa tahaka ny an'ny zanak'ondry izy sady niteny tahaka ny dragona.
Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 13
Jereo Apokalypsy 13:11 amin'ny teny manodidina.