Apokalypsy 13:16 MG1865

16 Ary ny olona rehetra, na ny kely na ny lehibe, na ny manan-karena na ny malahelo, na ny tsy andevo na ny andevo, dia ampandraisiny marika eo amin'ny tànany ankavanana na eo amin'ny handriny avokoa,

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 13

Jereo Apokalypsy 13:16 amin'ny teny manodidina.