Apokalypsy 13:17 MG1865

17 mba tsy hisy hahazo hividy na hivarotra, afa-tsy izay manana ny marika, dia ny anaran'ny bibi-dia, na ny isan'ny anarany.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 13

Jereo Apokalypsy 13:17 amin'ny teny manodidina.