2 Ary nahare feo avy tany an-danitra aho, tahaka ny firohondrohon'ny rano be sy tahaka ny fikotroky ny kotrokorana mafy; ary ny feo izay reko dia tahaka ny an'ny mpitendry lokanga mitendry ny lokangany.
Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 14
Jereo Apokalypsy 14:2 amin'ny teny manodidina.