Apokalypsy 14:3 MG1865

3 Ary mihira toa tonon-kira vaovao eo anoloan'ny seza fiandrianana sy eo anatrehan'ny zava-manan'aina efatra sy ny loholona izy; ary tsy nisy nahay nianatra izany fihirana izany, afa-tsy ny efatra arivo amby efatra alina sy iray hetsy izay navotana niala tamin'ny tany.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 14

Jereo Apokalypsy 14:3 amin'ny teny manodidina.