Apokalypsy 14:4 MG1865

4 Ireo no tsy voaloto tamin'ny vehivavy, fa virijina izy. Ireo no manaraka ny Zanak'ondry na aiza na aiza no alehany. lreo no navotana avy tamin'ny olona ho voaloham-bokatra ho an'Andriamanitra sy ny Zanak'ondry.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 14

Jereo Apokalypsy 14:4 amin'ny teny manodidina.