Apokalypsy 14:7 MG1865

7 nanao tamin'ny feo mahery hoe: Matahora an'Andriamanitra, ka omeo voninahitra Izy; fa tonga ny andro fitsarany; ary miankohofa eo anoloan'izay nanao ny lanitra sy ny tany sy ny ranomasina ary ny loharano.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 14

Jereo Apokalypsy 14:7 amin'ny teny manodidina.