Apokalypsy 14:8 MG1865

8 Ary nisy iray koa, dia anjely faharoa, nanaraka ka nanao hoe: Rava! rava Babylona lehibe! izay nampisotro ny firenena rehetra ny divain'ny fahatezerana noho ny fijangajangany.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 14

Jereo Apokalypsy 14:8 amin'ny teny manodidina.