9 Ary nisy iray koa, dia anjely fahatelo, nanaraka ireny ka nanao tamin'ny feo mahery hoe: Raha misy miankohoka eo anoloan'ny bibi-dia sy ny sariny ka mandray ny marika eo amin'ny handriny na amin'ny tànany,
Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 14
Jereo Apokalypsy 14:9 amin'ny teny manodidina.