1 Ary hitako fa, indro, nisy famantarana iray koa tany an-danitra, sady lehibe mahagaga, dia anjely fito izay nanana ny Ioza fito farany, Satria ireny no enti-mahatanteraka ny fahatezeran'Andriamanitra.
Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 15
Jereo Apokalypsy 15:1 amin'ny teny manodidina.