Apokalypsy 15:2 MG1865

2 Ary nahita aho fa, indro, toa ranomasina fitaratra miharo afo, ary izay naharesy ka afaka tamin'ny bibi-dia sy ny sariny ary ny isan'ny anarany dia nitsangana teo amoron'ny ranomasina fitaratra, nitana lokangan'Andriamanitra.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 15

Jereo Apokalypsy 15:2 amin'ny teny manodidina.