Apokalypsy 15:6 MG1865

6 ary ny anjely fito izay nanana ny loza fito dia nivoaka avy tao amin'ny tempoly, ary niravaka vato soa madio sy mamirapiratra izy sady nisikina fisikinam-bolamena teo amin'ny tratrany.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 15

Jereo Apokalypsy 15:6 amin'ny teny manodidina.