5 Ary rehefa afaka izany, dia nahita aho fa, indro, novohana ny tempoly, dia ny tabernakelin'ny vavolombelona tany an-danitra;
Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 15
Jereo Apokalypsy 15:5 amin'ny teny manodidina.