Apokalypsy 15:4 MG1865

4 Iza no tsy hatahotra? Ary iza no tsy hankalaza ny anaranao, Tompo ô? Fa Hianao ihany no masina, ary ny firenena rehetra ho avy hiankohoka eo anatrehanao; Fa efa naharihary ny fitsarana marina nataonao.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 15

Jereo Apokalypsy 15:4 amin'ny teny manodidina.